Deuteronomy 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia manokàna tanàna telo eo afovoan’ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao holovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia manokàna tanàna telo eo afovoan’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao anao ho fanananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hozarainareo ho faritra telo izany tany omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo izany; dia hanokana tanàna telo eo afovoan’ny isam-paritany ianareo ka hamboatra ny lalana mankany mba hahazoan’izay mahafaty olona rehetra mandositra ao amin’ireo tanàna ireo.
Malagasy Bible 1865
dia manokàna tanàna telo ho anao eo afovoan'ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao holovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia manokàna tanàna telo eo afovoan’ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao holovana.
malagasy
dia manokàna tanàna telo ho anao eo afovoan'ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao holovana.