Deuteronomy 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona sisa dia handre izany ka hatahotra ary tsy hanao tahaka ireny ratsy ireny eo aminao intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa handre izany ny olon-kafa dia hatahotra ary tsy hisy sahy hanao zavatra ratsy tahaka izany eo aminao intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary handre izany ny olona hafa rehetra, dia hatahotra ka tsy hanao ratsy toy izany intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa dia handre izany ka hatahotra ary tsy hanao araka izany ratsy izany eo aminao intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona sisa dia handre izany ka hatahotra ary tsy hanao tahaka ireny ratsy ireny eo aminao intsony.
malagasy
Ary ny olona sisa dia handre izany ka hatahotra ary tsy hanao araka izany ratsy izany eo aminao intsony.Dia tsy hiantra azy ny masonao; fa aina no hataonao solon'ny aina, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tanana solon'ny tanana, tongotra solon'ny tongotra.