Deuteronomy 19:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hiantra azy ny masonao; ary aina no hataonao solon’ny aina, maso solon’ny maso, nify solon’ny nify, tanana solon’ny tanana, tongotra solon’ny tongotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miantra maso akory: aina no solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hangorahanareo akory ilay mpanendrikendrika; fa aina no hataonareo solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.
Malagasy Bible 1865
Dia tsy hiantra azy ny masonao; fa aina no hataonao solon'ny aina, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tanana solon'ny tanana, tongotra solon'ny tongotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hiantra azy ny masonao; ary aina no hataonao solon’ny aina, maso solon’ny maso, nify solon’ny nify, tanana solon’ny tanana, tongotra solon’ny tongotra.
malagasy
Dia tsy hiantra azy ny masonao; fa aina no hataonao solon'ny aina, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tanana solon'ny tanana, tongotra solon'ny tongotra.