Deuteronomy 19:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manamboara lalana ka zarao ho telo toko ny taninao izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao holovanao, fa ao no handosiran’izay rehetra mahafaty olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy tsara voatra ny lalana mankao, ary zarao ho faritany telo ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao ho lovanao, mba hahazoan’izay mahafaty olona rehetra mandositra amin’ireo tanàna ireo.
Malagasy Bible 1865
Amboary ny lalana, ka zarao ho telo toko ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao holovanao, mba handosiran'ny mahafaty olona rehetra ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manamboara lalana ka zarao ho telo toko ny taninao izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao holovanao, fa ao no handosiran’izay rehetra mahafaty olona.
malagasy
Amboary ny lalana, ka zarao ho telo toko ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao holovanao, mba handosiran'ny mahafaty olona rehetra ao.