Deuteronomy 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nahafaty olona izay hovelomina, raha mandositra ao, dia izay nahafaty tsy nahy ny namany ka tsy nankahala azy teo aloha;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao ny hahavelona aina ny nahafaty olona ka mandositra ao: raha nahafaty ny namany tsy nahy izy, nefa tsy fahavalony teo aloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mahazo mandositra ao ka ho velona aina dia izay olona nahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mahafaty olona izay hovelomina, raha mandositra ao, dia ny mahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nahafaty olona izay hovelomina, raha mandositra ao, dia izay nahafaty tsy nahy ny namany ka tsy nankahala azy teo aloha;
malagasy
Ary ny mahafaty olona izay hovelomina, raha mandositra ao, dia ny mahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha