Deuteronomy 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha hitarin’NY TOMPO Andriamanitrao ny faritry ny taninao, araka izay nianianany tamin’ny razanao ka homeny anao ny tany rehetra izay nampanantenainy homena ny razanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha itarin’i Iaveh Andriamanitrao ny faritaninao, araka ny efa nianianany tamin’ny razanao; ka omeny anao avokoa ny tany rehetra nampanantenainy ny razanao homena anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha imasoanareo hotanterahina manontolo izao didy ampitaiko aminareo anio izao ka hotiavinareo ny TOMPO Andriamanitrareo ary hizoranareo mandrakariva ny sori-dàlany, dia hitarin’ny TOMPO Andriamanitrareo ny faritaninareo, araka izay nampanantenainy ombàm-pianianana tamin’ny razambenareo. Ary amin’izay, dia hampianareo tanàna fialofana telo indray iretsy telo iretsy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitarin'i Jehovah Andriamanitrao ny fari-taninao, araka izay nianianany tamin'ny razanao, ka homeny anao ny tany rehetra izay nolazainy homena ny razanao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha hitarin’NY TOMPO Andriamanitrao ny faritry ny taninao, araka izay nianianany tamin’ny razanao ka homeny anao ny tany rehetra izay nampanantenainy homena ny razanao,
malagasy
Ary raha hitarin'i Jehovah Andriamanitrao ny fari-taninao, araka izay nianianany tamin'ny razanao, ka homeny anao ny tany rehetra izay nolazainy homena ny razanao