Deuteronomy 19:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mitandrina hanaraka izao lalàna rehetra andidiako anao anio izao ianao sady ho tia NY TOMPO Andriamanitrao, no handeha mandrakariva amin’ny lalany, dia hampianao tanàna telo koa ireny telo ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha toa ianao mitandrina sy manaraka izao didy rehetra omeko anao anio izao, amin’ny fitiavana an’i Iaveh Andriamanitrao sy amin’ny fizorana amin’ny lalany mandrakariva, - dia ampio telo koa ireo tanàna telo ireo,
Malagasy Bible 1865
(raha hitandrina ianao ka hanaraka izao lalàna rehetra izao, izay andidiako anao anio, ka ho tia an'i Jehovah Andriamanitrao, ary handeha mandrakariva amin'ny lalany), dia hampianao tanàna telo koa ireny telo ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mitandrina hanaraka izao lalàna rehetra andidiako anao anio izao ianao sady ho tia NY TOMPO Andriamanitrao, no handeha mandrakariva amin’ny lalany, dia hampianao tanàna telo koa ireny telo ireny;
malagasy