Deuteronomy 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina isika ka nandeha tany an-tany efitra tamin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain’NY TOMPO tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seìra ela ihany isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivily lalana isika, ka nandeha ho any an’efitra, amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena, araka ny nandidian’i Iaveh ahy, ary ela isika no nihodina manodidina ny tendrombohitra Seira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo niverin-dia kely isika, ka nandeha an-taniefitra nizotra ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara, araka izay nolazain’ny TOMPO tamiko; ary naharitra ela ihany isika teny amin’ny manodidina ny tendrombohitra Sehîra.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina isika ka nandeha tany an-efitra tamin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain'i Jehovah tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seira ela ihany isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina isika ka nandeha tany an-tany efitra tamin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain’NY TOMPO tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seìra ela ihany isika.
malagasy
Dia niverina isika ka nandeha tany an-efitra tamin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain'i Jehovah tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seira ela ihany isika.