Deuteronomy 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Emima nonina tany fahiny dia firenena lehibe sy maro an’isa ary olona lava tahaka ny Anakita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Emima, vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima, no nonina tany fahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina tao Môaba fahiny dia ny Emîta, izay firenena lehibe sy maro isa ary olona ranjanana tahaka ny Hanakita.
Malagasy Bible 1865
Ny Emima nonina tany fahiny, dia firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Emima nonina tany fahiny dia firenena lehibe sy maro an’isa ary olona lava tahaka ny Anakita.
malagasy
Ny Emima nonina tany fahiny, dia firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita.