Deuteronomy 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo koa no nolazaina ho Refaìta tany aloha, tahaka ny Anakita; fa ny Moabita kosa dia nilaza azy hoe Emima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo koa heverina ho Rafaïma toy ny Enakima, nefa Emima no iantsoan’ny Moabita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy nihevitra azy ireo ho Refaîta, tahaka ny Hanakita; fa ny Môabita no niantso azy hoe Emîta.
Malagasy Bible 1865
Ireo koa no natao ho Refaita tany aloha tahaka ny Anakita; fa ny Moabita kosa nanao azy hoe Emima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo koa no nolazaina ho Refaìta tany aloha, tahaka ny Anakita; fa ny Moabita kosa dia nilaza azy hoe Emima.
malagasy
Ireo koa no natao ho Refaita tany aloha tahaka ny Anakita; fa ny Moabita kosa nanao azy hoe Emima.