Deuteronomy 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tany Seìra dia nonenan’ny Horita, fa ny taranak’i Esao no nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon’ny Israely tao amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy ho lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany Seira koa fahiny, dia nonenan’ny Hôreanina, nefa noroahin’ny taranak’i Esao ireny nataony lany ringana teo anatrehany, dia izy ireo no nonina nisolo ireny, toy ny nataon’ny zanak’i Israely tamin’ny tany ananany, izay nomen’i Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritany Sehîra kosa fahiny dia nonenan’ny Hôrita, saingy ny taranak’i Hesao no nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany ary nonina nisolo azy. Toy izany koa no nataon’ny Israelita teo amin’ny tany nomen’ny TOMPO azy ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany Seira dia nonenan'ny Horita, fa ny taranak'i Esao nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon'ny Isiraely tao amin'ny tany izay nomen'i Jehovah azy ho lovany.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tany Seìra dia nonenan’ny Horita, fa ny taranak’i Esao no nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon’ny Israely tao amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO azy ho lovany.
malagasy