Deuteronomy 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miaingà ianareo ankehitriny ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zereda. Dia namakivaky ny lohasahan-driaka Zereda isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, mitsangàna ianareo, ka mandehana mita ny ranon-driaka Zareda. Dia nita ny ranon-driaka Zareda isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ankehitriny, miaingà ianareo ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zahareda.» Dia nita ny lohasahan-driaka Zahareda isika.
Malagasy Bible 1865
Ary miaingà ianareo ankehitriny, ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zareda. Dia nita ny lohasahan-driaka Zareda isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miaingà ianareo ankehitriny ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zereda. Dia namakivaky ny lohasahan-driaka Zereda isika.
malagasy
Ary miaingà ianareo ankehitriny, ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zareda. Dia nita ny lohasahan-driaka Zareda isika.