Deuteronomy 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valo amby telopolo taona ny andro nandehanantsika hatrany Kadesy-Barnea ka hatramin’ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zereda, ary izany dia mandra-pahalany ritra ny mpanafika rehetra tamin’izany taranaka rehetra izany ka tsy nisy intsony teo amin’ny toby, araka izay nianianan’NY TOMPO taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo amby telopolo taona no naharetan’ny diantsika hatrany Kadesa-Barne ka hatramin’ny nitantsika ny ranon-driaka Zareda, dia mandra-pahalany ritra tsy hisy eo an-toby intsony ny mpiantafika rehetra tamin’izany taranaka izany, araka ny efa nianianan’i Iaveh tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra 38 taona ny diantsika niainga hatreo Kadesy-Barnea ka hatramin’ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zahareda, izany hoe mandra-pahalany ritra tsy hisy eo an-toby intsony ny mpiantafika rehetra tamin’izany taranaka izany, araka izay efa nianianan’ny TOMPO taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nandehanantsika hatrany Kadesi-barnea ka hatramin'ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zareda dia valo amby telo-polo taona, mandra-pahalany ritran'ny mpanafika rehetra tamin'izany taranaka rehetra izany ka tsy nisy intsony teo amin'ny toby, araka izay efa nianianan'i Jehovah taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valo amby telopolo taona ny andro nandehanantsika hatrany Kadesy-Barnea ka hatramin’ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zereda, ary izany dia mandra-pahalany ritra ny mpanafika rehetra tamin’izany taranaka rehetra izany ka tsy nisy intsony teo amin’ny toby, araka izay nianianan’NY TOMPO taminy.
malagasy