Deuteronomy 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanan’NY TOMPO dia namely azy mba haharingana ireo mandra-pahalany ritra azy ho tsy nisy intsony teo amin’ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tanan’i Iaveh koa no namely azy, mba handringana azy tsy ho eo amin’ny toby, mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO mihitsy no namely azy mba handringana azy tsy ho eo amin’ny toby, mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, ny tànan'i Jehovah dia namely azy handringanana azy mandra-pahalany ritrany ka tsy nisy intsony teo amin'ny toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanan’NY TOMPO dia namely azy mba haharingana ireo mandra-pahalany ritra azy ho tsy nisy intsony teo amin’ny toby.
malagasy
Ary koa, ny tànan'i Jehovah dia namely azy handringanana azy mandra-pahalany ritrany ka tsy nisy intsony teo amin'ny toby.