Deuteronomy 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony lany ritra ny mpanafika satria maty avokoa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa ringan’ny fahafatesana, tsy ho eo amin’ny vahoaka intsony ny lehilahy mpiantafika rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lany ritra tsy teo anivon’ny vahoaka israelita intsony ny mpiantafika rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lany ritra ny mpanafika ka maty avokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony lany ritra ny mpanafika satria maty avokoa
malagasy
Ary rehefa lany ritra ny mpanafika ka maty avokoa,