Deuteronomy 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia hamakivaky ny tany Moaba ianao ka hahazo any Ara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana amin’izao mamaky ny faritr’i Moaba, dia i Ara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao ianareo no hiampita ny sisintanin’i Môaba ka hamaky ny faritr’i Hara.
Malagasy Bible 1865
Ankehitriny efa hamaky ny tany Moaba ianao ka hahazo any Ara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia hamakivaky ny tany Moaba ianao ka hahazo any Ara,
malagasy
Ankehitriny efa hamaky ny tany Moaba ianao ka hahazo any Ara,