Deuteronomy 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nolazaina ho tanin’ny Refaìta koa teo; fa ny Refaìta no nitoetra tao taloha ka nataon’ny Amonita hoe Zamzomita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natao ho tanin’ny Refaima koa izany tany izany fa fahiny dia nonina tao ny Refaïma izay nantsoin’ny Amônita hoe Zômzômima,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Nisy nihevitra izany faritany izany ho tanin’ny Refaîta. Fahiny manko dia nonina tao ny Refaîta izay nantsoin’ny Hamônita hoe Zamzomita.
Malagasy Bible 1865
Izany koa no natao ho tanin'ny Refaita; fa ny Refaita no nitoetra tao tany aloha ka nataon'ny Amonita hoe Zamzomita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nolazaina ho tanin’ny Refaìta koa teo; fa ny Refaìta no nitoetra tao taloha ka nataon’ny Amonita hoe Zamzomita.
malagasy
Izany koa no natao ho tanin'ny Refaita; fa ny Refaita no nitoetra tao tany aloha ka nataon'ny Amonita hoe Zamzomita.