Deuteronomy 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Firenena lehibe sy maro an’isa ary ahitana olona lava tahaka ny Anakita ireny nefa naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloany, koa ny Amonita no nonina nisolo azy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima. Naringan’i Iaveh ireny teo alohan’ny Amônita izay nandroaka azy sy nonina nisolo azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Firenena lehibe sy maro isa ary olona ranjanana tahaka ny Hanakita ireo, nefa naringan’ny TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Hamônita; dia nandroaka ny Zamzomita ka nonina nisolo azy ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita ireny, nefa naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloany izy, ka ny Amonita no nonina nisolo azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Firenena lehibe sy maro an’isa ary ahitana olona lava tahaka ny Anakita ireny nefa naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloany, koa ny Amonita no nonina nisolo azy ireo,
malagasy
Firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita ireny, nefa naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloany izy, ka ny Amonita no nonina nisolo azy,