Deuteronomy 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka izay nataony ho an’ny taranak’i Esao koa, izay mitoetra any Seìra, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy ka nandroaka azy ireo dia nonina nisolo azy mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy izany no nataon’i Iaveh ho an’ny taranak’i Esao izay monina any Seira, tamin’ny nandringanany ny Hôreana, teo anoloany, dia noroahiny ireny, ka ireo no nonina nisolo ireny mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nataon’ny TOMPO ho an’ny Edômita taranak’i Hesao, izay nonina tany Sehîra, fa naringany tsy ho eo anoloan’ny Edômita ireo Hôrita; dia nandroaka ny Hôrita ny Edômita ka nonina nisolo azy mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
araka izay nataony koa ho an'ny taranak'i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka izay nataony ho an’ny taranak’i Esao koa, izay mitoetra any Seìra, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy ka nandroaka azy ireo dia nonina nisolo azy mandraka androany.
malagasy
araka izay nataony koa ho an'ny taranak'i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany;