Deuteronomy 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan’ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora; ary ireo no nonina nisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Heveanina izay nonina tamin’ny vohitra hatrany Gazà koa, dia naringan’ny Kaftôrima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny Havita izay nonina tamin’ireo tanàna mipaka hatrany Gazà kosa, dia ny Kaftôrita avy tany Kaftôra no nandringana azy ka nonina nisolo azy.)
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan'ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan’ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora; ary ireo no nonina nisolo azy.
malagasy
ary ny amin'ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan'ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy).