Deuteronomy 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, miaingà, ka mità ny lohasahan-driaka Arnona ianareo; indro, efa natolotro eo an-tananao i Sihona amorita, mpanjakan’i Hesbona, mbamin’ny taniny. Santaro ny handovanao azy ka tafiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitsangàna ianareo mandehana mita ny ranon-driaka Arnôna. Indro atolotro eo an-tananao i Sehôna mpanjakan’i Hesebona, Amôreana, mbamin’ny taniny. Atombohy ny fakàna azy, ka tafiho izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy ny TOMPO hoe: «Mitsangàna ianareo, miaingà ka mità ny lohasahan-driaka Arnôna. Jereonareo fa hatolotro eo an-tananareo i Sihôna, mpanjaka amôrita ao Hesbôna, mbamin’ny taniny. Santaro ny fakàna izany tany izany, ka tafiho i Sihôna!
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, miaingà, ka mità ny lohasahan-driaka Arnona ianareo; indro, efa natolotro eo an-tananao Sihona Amorita, mpanjakan'i Hesbona, mbamin'ny taniny. Santaro ny handovanao azy, ka tafiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, miaingà, ka mità ny lohasahan-driaka Arnona ianareo; indro, efa natolotro eo an-tananao i Sihona amorita, mpanjakan’i Hesbona, mbamin’ny taniny. Santaro ny handovanao azy ka tafiho.
malagasy
Mitsangàna, miaingà, ka mità ny lohasahan-driaka Arnona ianareo; indro, efa natolotro eo an-tananao Sihona Amorita, mpanjakan'i Hesbona, mbamin'ny taniny. Santaro ny handovanao azy, ka tafiho.