Deuteronomy 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anio vao hataoko mahazo ny firenena ambanin’ny lanitra rehetra ny horohoro sy tahotra anareo, koa raha reny ny lazanao dia hangovitra sy hangorohoro eo anoloanao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny anio dia haeliko amin’ny vahoaka rehetra mbamin’ny lanitra ny horohoro aman-tahotra ny anaranareo; ka raha vao mandre ny lazanareo izy dia hangovitra sy hangorohoro noho ny aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manomboka anio, dia hataoko mahazo ny firenena rehetra ambany lanitra ny horohoro sy tahotra anareo; ka vantany vao reny ny lazanareo, dia hangovitra sy hipararetra noho ny aminareo izy.»
Malagasy Bible 1865
Anio no vao hataoko mahazo ny firenena ambanin'ny lanitra rehetra ny horohoro sy tahotra anareo, ka raha reny ny lazanao, dia hangovitra sy hangorohoro eo anoloanao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anio vao hataoko mahazo ny firenena ambanin’ny lanitra rehetra ny horohoro sy tahotra anareo, koa raha reny ny lazanao dia hangovitra sy hangorohoro eo anoloanao izy.
malagasy
Anio no vao hataoko mahazo ny firenena ambanin'ny lanitra rehetra ny horohoro sy tahotra anareo, ka raha reny ny lazanao, dia hangovitra sy hangorohoro eo anoloanao izy.