Deuteronomy 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota aho hankany amin’i Sihona, mpanjakan’i Hesbona, hitondra teny fihavanana hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo an’efitra Kademôta dia nandefa iraka hankany amin’i Sehôna, mpanjakan’i Hesebona aho, nitondra tenim-pihavanana, nampilaza taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo an-taniefitra Kedemôta no nandefasako iraka hankany amin’i Sihôna, mpanjaka tao Hesbôna, ombàn’ny teny fihavanana hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona avy tany an-efitr'i Kedemota aho hankany amin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota aho hankany amin’i Sihona, mpanjakan’i Hesbona, hitondra teny fihavanana hoe:
malagasy
Dia naniraka olona avy tany an-efitr'i Kedemota aho hankany amin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe: