Deuteronomy 2:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao aho; ny lalambe ihany no halehako ka tsy hivily aho, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka mba hamaky ny taninao aho, dia homba ny lalam-be fotsiny, fa tsy hivily na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka mba hamaky ny taninao izahay; ny lalambe ihany no halehanay ka tsy hivilivily ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia izahay.
Malagasy Bible 1865
Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; ny lalambe ihany no halehako, ka tsy hivily aho, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao aho; ny lalambe ihany no halehako ka tsy hivily aho, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia;
malagasy
Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; ny lalambe ihany no halehako, ka tsy hivily aho, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia;