Deuteronomy 2:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka izay nataoko koa tamin’ny taranak’i Esao izay monina any Seìra, sy ny Moabita, izay monina any Ara, mandra-pitako an’i Jordana ho any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitray anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanao izany tamiko ny taranak’i Esao monina any Seira, sy ny Moabita monina any Ara mandra-pitàko an’i Jordany, ho any amin’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitray anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa navelan’ireo taranak’i Hesao monina any Sehîra sy ireo Môabita monina any Hara hanao toy izany izahay. Handalo fotsiny izahay mandra-pahatonganay eo amin’ny toerana hitànay ny ony Jôrdàna ho any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitray anay.»
Malagasy Bible 1865
(araka izay nataon'ny taranak'i Esao, izay monina any Moabita, izay monina any Ara, tamiko) mandra-pitako an'i Jordana ho any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitray anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka izay nataoko koa tamin’ny taranak’i Esao izay monina any Seìra, sy ny Moabita, izay monina any Ara, mandra-pitako an’i Jordana ho any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitray anay.
malagasy
(araka izay nataon'ny taranak'i Esao, izay monina any Moabita, izay monina any Ara, tamiko) mandra-pitako an'i Jordana ho any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitray anay.