Deuteronomy 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izay ny fandehananareo nanodidina ity tendrombohitra ity fa miverena mianavaratra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampy izay ny nihodinanareo manodidina ity tendrombohitra ity, mandehana indray amin’ny lalana mianavaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ampy izay nahateto amin’ny manodidina ity tendrombohitra ity izay, fa mizora mianavaratra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aoka izay ny nandehananareo nanodidina ity tendrombohitra ity, fa miverena hianavaratra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izay ny fandehananareo nanodidina ity tendrombohitra ity fa miverena mianavaratra ianareo.
malagasy
Aoka izay ny nandehananareo nanodidina ity tendrombohitra ity, fa miverena hianavaratra ianareo.