Deuteronomy 2:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamiko NY TOMPO hoe: Indro, vao manomboka hanolotra an’i Sihona sy ny taniny eo anoloanao Aho; santaro ny handovanao ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamiko: Indro aho, nanomboka nanolotra anao an’i Sehôna sy ny taniny. Atombohy ny fanafihana azy mba hahazoanao ny taniny ho fanananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamiko ny TOMPO hoe: «Jereo fa manomboka nanolotra an’i Sihôna sy ny taniny aminareo Aho. Santaro ny fakàna izany tany izany mba hanananareo azy.»
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamiko hoe Jehovah: Indro, vao manomboka hanolotra an'i Sihona sy ny taniny eo anoloanao Aho; santaro ny handovanao ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamiko NY TOMPO hoe: Indro, vao manomboka hanolotra an’i Sihona sy ny taniny eo anoloanao Aho; santaro ny handovanao ny taniny.
malagasy
Dia niteny tamiko hoe Jehovah: Indro, vao manomboka hanolotra an'i Sihona sy ny taniny eo anoloanao Aho; santaro ny handovanao ny taniny.