Deuteronomy 2:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Sihona mbamin’ny vahoakany rehetra hiady amintsika tao Jahaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka i Sehôna mbamin’ny vahoakany rehetra, mba hiady amintsika tao Jasà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Sihôna mbamin’ny tafiny manontolo hiady amintsika tao Jahatsà,
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Sihona mbamin'ny vahoakany rehetra hiady amintsika tao Jahaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Sihona mbamin’ny vahoakany rehetra hiady amintsika tao Jahaza.
malagasy
Dia nivoaka Sihona mbamin'ny vahoakany rehetra hiady amintsika tao Jahaza.