Deuteronomy 2:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanolotra azy teo anoloantsika NY TOMPO Andriamanitsika ka nandresy azy sy ny zanany ary ny vahoakany rehetra isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka natolotr’i Iaveh Andriamanitsika sy noresentsika izy sy ny zanany ary ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa natolotry ny TOMPO Andriamanitsika ho eo ambany fahefàntsika ry i Sihôna sy ny zanany lahy mbamin’ny tafiny manontolo ka noresentsika.
Malagasy Bible 1865
Dia nanolotra azy teo anoloantsika Jehovah Andriamanitsika, ka nandresy azy sy ny zanany ary ny vahoakany rehetra isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanolotra azy teo anoloantsika NY TOMPO Andriamanitsika ka nandresy azy sy ny zanany ary ny vahoakany rehetra isika.
malagasy
Dia nanolotra azy teo anoloantsika Jehovah Andriamanitsika, ka nandresy azy sy ny zanany ary ny vahoakany rehetra isika.