Deuteronomy 2:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany ihany dia nahazo ny tanànany rehetra isika ka nataontsika ho zavatra voaozona ny mponina rehetra isan-tanàna mbamin’ny zaza amam-behivavy; tsy nasiantsika niangana izy na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afatsîka tamin’izay ny tanànany rehetra, nataontsika anatema ny tanànany rehetra, ny lehilahy, ny vehivavy, ny zaza, tsy nasiantsika niangana izy na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary afatsika tamin’izay ny tanànany rehetra, ka noravantsika tanteraka; naringantsika ny lehilahy mbamin’ny zaza amam-behivavy isan-tanàna ka tsy nasiantsika niangana na iray akory aza.
Malagasy Bible 1865
Ary nahafaka ny tanànany rehetra tamin'izany andro izany isika ka nandringana ny mponina rehetra tamin'ny isan-tanàna mbamin'ny zaza amim-behivavy; tsy nasiantsika niangana izy na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary nahafaka ny tanànany rehetra tamin'izany andro izany isika ka nandringana ny mponina rehetra tamin'ny isan-tanàna mbamin'ny zaza amim-behivavy; tsy nasiantsika niangana izy na dia iray akory aza.