Deuteronomy 2:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny biby fiompiny sy ny fananany tao amin’ny tanàna izay azontsika ihany anefa no nataontsika ho babo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny biby fiompiny kosa sy izay mety ho babo tao amin’ny tanàna afatsîka no norobaintsika ho antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny biby fiompiny sy ny fananany, tao amin’ny tanàna izay afatsika ihany, no nobabointsika.
Malagasy Bible 1865
Ny biby fiompy sy ny fananany tao amin'ny tanàna izay afatsika ihany no nataontsika ho babo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny biby fiompiny sy ny fananany tao amin’ny tanàna izay azontsika ihany anefa no nataontsika ho babo.
malagasy
Ny biby fiompy sy ny fananany tao amin'ny tanàna izay afatsika ihany no nataontsika ho babo.