Deuteronomy 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mandidia ny olona hoe: Ianareo izao dia efa handeha hamakivaky ny tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo izay monina any Seìra; hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo teny ny vahoaka ataovy hoe: Hamaky ny tanin’ny rahalahinareo ianareo izao, dia ny taranak’i Esao, izay monina any Seira. Hatahotra anareo izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no baiko homenao ny vahoaka: ‹Efa tomorinareo ny tanin’ny taranak’i Hesao havanareo izay eo amin’ny faritr’i Sehîra. Atahorany ianareo; nefa mitandrema tsara
Malagasy Bible 1865
Ary mandidia ny olona hoe: Hianareo efa handeha hamaky ny tanin'ny taranak'i Esao rahalahinareo, izay monina any Seira; dia hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mandidia ny olona hoe: Ianareo izao dia efa handeha hamakivaky ny tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo izay monina any Seìra; hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo.
malagasy
Ary mandidia ny olona hoe: Hianareo efa handeha hamaky ny tanin'ny taranak'i Esao rahalahinareo, izay monina any Seira; dia hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo,