Deuteronomy 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia akory aza satria nomeko ho lovan’i Esao ny tendrombohitra Seìra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa mitandrema tsara mba tsy hisy hifandiranareo aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia aza; ny tendrombohitra Seira efa nomeko an’i Esao hananany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba tsy hila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na eram-paladia akory aza, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Hesao ny faritra havoanan’i Sehîra.
Malagasy Bible 1865
ka aza mila ady aminy; fa tsy hanomezako anao ny taniny, na dia eram-paladia akory aza, satria nomeko ho lovan'i Esao ny tendrombohitra Seira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia akory aza satria nomeko ho lovan’i Esao ny tendrombohitra Seìra.
malagasy
ka aza mila ady aminy; fa tsy hanomezako anao ny taniny, na dia eram-paladia akory aza, satria nomeko ho lovan'i Esao ny tendrombohitra Seira.