Deuteronomy 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Aza mandrafy ny Moabita na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny satria nomeko ho lovan’ny taranak’i Lota i Ara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamiko: Aza manomboka ady amin’i Moaba, ary aza rafitra ady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananareo ny taniny, na kely aza, satria i Ara efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamiko: «Aza mandrafy ny Môabita ianareo na mila ady aminy fa tsy hanomezako ho fanananareo ny taniny, satria ny faritr’i Hara dia nomeko ho fananan’ny taranak’i Lôta.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mandrafy ny Moabita, na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny, satria Ara dia nomeko ho lovan'ny taranak'i Lota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Aza mandrafy ny Moabita na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny satria nomeko ho lovan’ny taranak’i Lota i Ara.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mandrafy ny Moabita, na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny, satria Ara dia nomeko ho lovan'ny taranak'i Lota.