Deuteronomy 20:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa manakaiky ny tanàna hiadiana ianao dia milazà fihavanana aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Rehefa mby akaikin’ny tanàna ianao, dia taomy hanao fihavanana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mby akaikin’ny tanàna hiadiana ianareo, dia taomy hanao raharaham-pihavanana ny mponina.
Malagasy Bible 1865
Raha mby akaikin'izay tanàna hiadiana ianao, dia milazà fihavanana aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa manakaiky ny tanàna hiadiana ianao dia milazà fihavanana aminy.
malagasy
Raha mby akaikin'izay tanàna hiadiana ianao, dia milazà fihavanana aminy.