Deuteronomy 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha fihavanana no avaliny anao ka mampandroso anao izy dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao ka hanompo anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha valiany fihavanana sy vohainy ianao, dia ho mpandoa hetra sy mpanomponao avokoa ny olona rehetra ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manaiky ireo ka mampandroso anareo, dia ho mpandoa hetra ho anareo sy ho mpanomponareo ny olona rehetra ao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha fihavanana no avaliny anao, ka mampandroso anao izy, dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao, ka hanompo anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha fihavanana no avaliny anao ka mampandroso anao izy dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao ka hanompo anao.
malagasy
Ary raha fihavanana no avaliny anao, ka mampandroso anao izy, dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao, ka hanompo anao izy.