Deuteronomy 20:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te hiady aminao, dia ataovy fahirano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy manao fihavanana aminao kosa, fa te hiady aminao izy dia ataovy fahirano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy manaiky hanao raharaham-pihavanana kosa ireo, fa hiady aminareo, dia ataovy fahirano.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te-hiady aminao, dia ataovy fahirano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te hiady aminao, dia ataovy fahirano.
malagasy
Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te-hiady aminao, dia ataovy fahirano izy.