Deuteronomy 20:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa atolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo an-tananao izy dia hovonoinao amin’ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka rehefa hatolotr’i Iaveh Andriamanitrao eo an-tananao izy, dia vonoy amin’ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa atolotry ny TOMPO Andriamanitrareo eo an-tananareo ilay tanàna, dia hovonoinareo amin’ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa atolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy, dia hovonoinao amin'ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa atolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo an-tananao izy dia hovonoinao amin’ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.
malagasy
Ary rehefa atolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy, dia hovonoinao amin'ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.