Deuteronomy 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny babo rehetra ao, dia ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy mbamin’izay rehetra ao an-tanàna kosa, dia hoentinao ho anao; ary hohaninao ny babo azo tamin’ny fahavalonao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny vehivavy kosa, ny zaza, ny biby fiompy sy ny zavatra rehetra ao an-tanàna, izay mety ho babo, dia alaovy ho anao; ho azonao hanina ny babo rehetra avy tamin’ny fahavalonao, izay homen’i Iaveh Andriamanitrao anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoentinareo ho anareo kosa ny babo rehetra ao, dia ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy mbamin’izay rehetra ao an-tanàna; ary hitompoanareo ny babo azo tamin’ny fahavalonareo, satria omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny babo rehetra ao, dia ny zaza amim-behivavy sy ny biby fiompy ary izay rehetra ao an-tanàna, dia ho entinao ho anao; ary hohaninao ny babo azo tamin'ny fahavalonao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny babo rehetra ao, dia ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy mbamin’izay rehetra ao an-tanàna kosa, dia hoentinao ho anao; ary hohaninao ny babo azo tamin’ny fahavalonao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy