Deuteronomy 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no hataonao amin’ny tanàna rehetra izay lavitra anao indrindra ka tsy tanànan’ireto firenena ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no hataonao amin’ny tanàna rehetra lavitra dia lavitra anao, tsy anisan’ireto tanànan’ireto firenena ireto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no hataonareo amin’ny tanàna rehetra tena lavitra anareo, ka tsy tanànan’ireto firenena ho lasanareo tany ireto.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no hataonao amin'ny tanàna rehetra izay lavitra anao indrindra ka tsy tanànan'ireto firenena ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no hataonao amin’ny tanàna rehetra izay lavitra anao indrindra ka tsy tanànan’ireto firenena ireto.
malagasy
Toy izany no hataonao amin'ny tanàna rehetra izay lavitra anao indrindra ka tsy tanànan'ireto firenena ireto.