Deuteronomy 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tanànan’ireto firenena ireto kosa, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny amin’ny tanànan’ireo firenena izay nomen’i Iaveh Andriamanitra ho lovanao, dia aza misy velomina ao, rehefa mety ho manam-pofon’aina koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny tanànan’ireto firenena ireto, tanàna izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo, dia tsy havelanareo hisy miangana izay olona sy mananaina rehetra ao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tanànan'ireto firenena ireto kosa, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tanànan’ireto firenena ireto kosa, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.
malagasy
Fa ny tanànan'ireto firenena ireto kosa, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.