Deuteronomy 20:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy ho zavatra voaozona avokoa ireo, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitrao anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa atokany ho anatema ireo firenena ireo, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Ferezeanina, ary ny Jeboseanina, araka ny nandidian’i Iaveh Andriamanitrao anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonareo ringana tanteraka ireto firenena ireto, dia ny Hetita sy ny Amôrita ary ny Kanahanîta mbamin’ny Perizîta sy ny Hivita ary ny Jebôsita; hataonareo ringana tanteraka ireo, araka izay nandidian’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo,
Malagasy Bible 1865
Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy ho zavatra voaozona avokoa ireo, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitrao anao,
malagasy
Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao,