Deuteronomy 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hanafika ianareo dia hanatona ny mpisorona ka hiteny amin’ny olona hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mioman-kiady ianareo, aoka handroso ny mpisorona, dia hiteny amin’ny vahoaka ka hanao amin’izy ireo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny vonon-kanafika iny ianareo, dia hohatonin’ny mpisorona ka hilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hanafika ianareo, dia hanatona ny mpisorona ka hiteny amin'ny olona hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hanafika ianareo dia hanatona ny mpisorona ka hiteny amin’ny olona hoe:
malagasy
Ary rehefa hanafika ianareo, dia hanatona ny mpisorona ka hiteny amin'ny olona hoe: