Deuteronomy 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny amin’ny olona ireo mpifehy azy hoe: Iza no olona izay nanorina trano vaovao nefa tsy mbola notokanany? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hitokana ny tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hiteny amin’ny vahoaka ny manamboninahitra ka hanao hoe: Iza no nanao trano vaovao, ka mbola tsy nitokana azy? Aoka hiala izy ka hody any aminy, fandrao maty an’ady ka olon-kafa ny hitokana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hiteny amin’ny miaramila ireo manamboninahitra mpamory azy ka hanao hoe: «Iza aminareo no nahavita trano vaovao nefa mbola tsy nitokanany? Aoka hiverina any an-tranony izy fandrao maty any amin’ny ady, ka olon-kafa no hitokana ny tranony.
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny amin'ny olona ireo mpifehy azy ka hanao hoe: Iza no olona izay efa nanao trano vaovao, nefa tsy mbola nitokanany? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hitokana ny tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny amin’ny olona ireo mpifehy azy hoe: Iza no olona izay nanorina trano vaovao nefa tsy mbola notokanany? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hitokana ny tranony.
malagasy