Deuteronomy 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no olona izay nanamboatra tanim-boaloboka nefa tsy mbola nihinana ny vokatra? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hihinana ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no namboly tanimboaloboka, ka mbola tsy nahazo vokatra taminy? Aoka izy hiala ka hody any aminy, fandrao maty an’ady, ka olon-kafa no hahazo ny vokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary iza aminareo no efa namboly voaloboka nefa tsy mbola nioty vokatra taminy? Aoka hiverina any an-tranony izy fandrao maty any amin’ny ady, ka olon-kafa no hioty ny vokatra.
Malagasy Bible 1865
Ary iza no olona izay efa nanao tanim-boaloboka, nefa tsy mbola nihinana ny vokatra? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hihinana ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no olona izay nanamboatra tanim-boaloboka nefa tsy mbola nihinana ny vokatra? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hihinana ny vokatra.
malagasy
Ary iza no olona izay efa nanao tanim-boaloboka, nefa tsy mbola nihinana ny vokatra? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hihinana ny vokatra.