Deuteronomy 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza no olona izay nifofo vady nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nifamofo tamim-behivavy fa mbola tsy nampakatra azy? Aoka hiala izy ka hody any aminy, fandrao maty an’ady, ka olon-kafa no hampakatra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary iza aminareo no manana fofombady nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady, ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.»
Malagasy Bible 1865
Ary iza no olona izay efa nifofo vady, nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza no olona izay nifofo vady nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin’ny ady ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.
malagasy
Ary iza no olona izay efa nifofo vady, nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.