Deuteronomy 20:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitan’ny mpifehy vahoaka ny teny ataony amin’ny olona dia hasiany mpifehy ny miaramila hitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapi-miteny amin’ny vahoaka ny manamboninahitra dia hitsangan-kitarika ny vahoaka ny mpifehy antoko-miaramila.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapi-niteny tamin’ny miaramila ireo manamboninahitra ireo, dia hanendry mpifehy hitarika antoko miaramila.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'ny mpifehy vahoaka ny teny ataony amin'ny olona, dia hasiany mpifehy ny miaramila hitarika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitan’ny mpifehy vahoaka ny teny ataony amin’ny olona dia hasiany mpifehy ny miaramila hitarika azy.
malagasy
Ary rehefa vitan'ny mpifehy vahoaka ny teny ataony amin'ny olona, dia hasiany mpifehy ny miaramila hitarika azy.