Deuteronomy 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandeha hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka atolotr’i Iaveh Andriamanitrao eo an-tananao izy ary misy azonao sambo-belona izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miainga hanafika fahavalo ianareo ary atolotry ny TOMPO Andriamanitrareo ho eo an-tananareo izy ka voababonareo,
Malagasy Bible 1865
Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandeha hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,
malagasy
[Ny amin'ny vehivavy babo hovadin'izay nahazo azy] Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,