Deuteronomy 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin’ny babo ka tianao hovadina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mahita vehivavy tsara tarehy anankiray amin’ny babo ianao, ka raiki-pitia azy sy maniry hanambady azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mety hisy aminareo hahita vehivavy anankiray tsara tarehy amin’ireo babo ka ho raiki-pitia azy sy haniry hanambady azy.
Malagasy Bible 1865
ary misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin'ny babo ka tianao hovadina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin’ny babo ka tianao hovadina,
malagasy
ary misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin'ny babo ka tianao hovadina,