Deuteronomy 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ento ho ao an-tranonao izy ka asaivo haratany ny lohany, alàny ny hohony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ento miditra ao anatin’ny tranonao izy. Amin’izay ny lohany haratany, ny hohony halany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentin’io lehilahy io ho ao an-trano ravehivavy, ka hiharatra volon-doha sy hanala hoho,
Malagasy Bible 1865
dia ento ho ao an-tranonao izy, ka asaovy haratany ny lohany sy alàny ny hohony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ento ho ao an-tranonao izy ka asaivo haratany ny lohany, alàny ny hohony,
malagasy
dia ento ho ao an-tranonao izy, ka asaovy haratany ny lohany sy alàny ny hohony,